Matio 4:1-4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Marka 1:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tonga dia nentanin’ny fanahy masina ho any an-tany efitra izy. 13 Koa nijanona tany 40 andro izy, ary naka fanahy azy i Satana.+ Nisy bibidia tany, nefa nanampy azy ny anjely.+
12 Ary tonga dia nentanin’ny fanahy masina ho any an-tany efitra izy. 13 Koa nijanona tany 40 andro izy, ary naka fanahy azy i Satana.+ Nisy bibidia tany, nefa nanampy azy ny anjely.+