Salamo 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ianao no tsara tarehy indrindra amin’ny zanak’olombelona, Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+ Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandrakizay.+ Isaia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony efa nampianatra ny lelako hahay hiteny,*+Mba hahafantarako an’izay tokony* holazaina amin’ny* olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy,Ka fohaziny ny sofiko mba hihaino hoatran’ny olona ampianarina.+
2 Ianao no tsara tarehy indrindra amin’ny zanak’olombelona, Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+ Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandrakizay.+
4 I Jehovah Tompo Fara Tampony efa nampianatra ny lelako hahay hiteny,*+Mba hahafantarako an’izay tokony* holazaina amin’ny* olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy,Ka fohaziny ny sofiko mba hihaino hoatran’ny olona ampianarina.+