Lioka 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nitso-drano azy ireo i Simeona, ary hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no hahatonga ny olona maro eo amin’ny Israely ho lavo+ sy ho tafarina indray.+ Ho famantarana hataon’ny olona tsinontsinona koa izy+
34 Dia nitso-drano azy ireo i Simeona, ary hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no hahatonga ny olona maro eo amin’ny Israely ho lavo+ sy ho tafarina indray.+ Ho famantarana hataon’ny olona tsinontsinona koa izy+