FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 16:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fantatr’i Jesosy fa te hanontany azy izy ireo, ka hoy izy: “Lasa mifanontany ve ianareo, satria niteny aho hoe: ‘Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy ianareo, fa rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo’? 20 Lazaiko marimarina aminareo fa hitomany sy hidradradradra ianareo, fa izao tontolo izao kosa hifaly. Halahelo ianareo, nefa hivadika ho fifaliana ny alahelonareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara