Galatianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+
4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+