Matio 5:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa tsy maintsy lavorary* ianareo, tahaka ny Rainareo any an-danitra izay lavorary.+ Efesianina 5:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+
13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+