-
Matio 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary gaga i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka niteny tamin’ireo olona nanaraka azy hoe: “Lazaiko marina aminareo fa mbola tsy nahita olona nanana finoana lehibe hoatr’izany aho teo amin’ny Israely.+
-