Lioka 8:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra satria nalahelo an’ilay ankizivavy. Koa niteny i Jesosy hoe: “Aza mitomany intsony!+ Tsy maty izy fa matory.”+ Jaona 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra satria nalahelo an’ilay ankizivavy. Koa niteny i Jesosy hoe: “Aza mitomany intsony!+ Tsy maty izy fa matory.”+