-
Marka 2:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Fa maninona koa ilehity no miteny hoatr’izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza moa no afaka mamela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
-
-
Lioka 5:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa nifampiresaka ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe: “Fa iza moa io no manevateva an’Andriamanitra? Fa angaha moa tsy Andriamanitra ihany no afaka mamela heloka?”+
-