-
Lioka 24:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ary niala teo amin’ilay fasana izy ireo ka niverina, dia nitantara an’izany rehetra izany tamin’ny 11 Lahy sy ny hafa rehetra.+ 10 Tsy iza ireo vehivavy ireo fa i Maria Magdalena sy Johana ary Maria renin’i Jakoba. Ary ny vehivavy hafa niaraka tamin’izy ireo dia niresaka an’izany koa tamin’ny apostoly.
-