FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:3-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 4:3-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Henoy izao: Nivoaka mba hamafy ny mpamafy.+ 4 Tamin’izy namafy, dia latsaka teny amoron-dalana ny voa sasany, ka tonga ny vorona nihinana an’ireny. 5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Tonga dia naniry ireo voa ireo satria tsy lalina ny nofon-tany.+ 6 Rehefa niposaka anefa ny masoandro, dia main’ny masoandro ireo voa nitsimoka ireo ka nalazo satria tsy nisy fakany. 7 Ny voa sasany indray latsaka teny amin’ny tsilo. Ary naniry ny tsilo dia nandrakotra an’ireny, ka tsy namoa ireny.+ 8 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny tany tsara ary naniry ka nitombo, dia nanomboka namoa avo 30 heny sy 60 heny ary 100 heny.”+ 9 Hoy koa izy: “Izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.”+

  • Lioka 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre an’izany, saingy tonga ny Devoly manala an’ilay teny ao am-pony, sao hino izy ka ho voavonjy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara