FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:24-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 4:37-41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary nisy tafio-drivotra mahery, dia niantonta tsy an-kijanona tao anaty sambokely ny onja, ka saika feno rano ilay sambokely.+ 38 Natory niondana teo amin’ny vodisambo anefa i Jesosy. Dia nofohazin’izy ireo izy sady noteneniny hoe: “Mpampianatra ô, tsy mampaninona anao ve izao isika ho faty izao?” 39 Dia nitsangana izy ka noteneniny mafy ny rivotra, sady hoy izy tamin’ny ranomasina: “Aoka izay! Mangìna!”+ Dia nitsahatra ny rivotra ka lasa tony tsara ny andro. 40 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Nahoana ianareo no saro-tahotra?* Mbola tsy manam-pinoana ihany ve ianareo?” 41 Natahotra be anefa izy ireo, ary nifampiresaka hoe: “Iza marina àry izy ity e? Fa na ny rivotra sy ny ranomasina aza mankatò azy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara