Salamo 89:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manjaka amin’ny ranomasina misamboaravoara ianao;+Mampitony ny onjany+ ianao rehefa avo be ireny.