35 Tonga dia lasa nandre+ ilay lehilahy, ary tsy niraiki-dela intsony izy ka nanomboka nahay niteny tsara. 36 Ary noraran’i Jesosy ny olona mba tsy hiresadresaka an’izany.+ Arakaraka ny nandrarany azy ireo anefa no vao mainka niresahan’izy ireo an’ilay izy.+