-
Marka 8:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+
-
-
Jaona 1:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Tonga dia nankany amin’i Simona rahalahiny i Andrea, dia niteny taminy hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—raha adika izany dia hoe “Kristy.”—
-