-
Matio 10:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa miditra ao amin’ny trano anankiray ianareo, dia arahabao izay ao. 13 Raha mendrika ny olona ao, dia hahazo an’ilay fiadanana irinareo ho azony ry zareo!+ Fa raha tsy mendrika kosa ry zareo, dia hiverina aminareo ihany ilay fiadanana nirinareo ho azony.
-