1 Korintianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa voasoratra hoe: “Hofoanako ny fahendren’ny olon-kendry, ary holaviko* ny fahiratan-tsain’ny mahira-tsaina.”+ 1 Korintianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, saingy tsy ny fahendrena eto amin’izao tontolo izao* na ny an’ny mpitondrany izay tsy hisy intsony.+
19 Fa voasoratra hoe: “Hofoanako ny fahendren’ny olon-kendry, ary holaviko* ny fahiratan-tsain’ny mahira-tsaina.”+
6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, saingy tsy ny fahendrena eto amin’izao tontolo izao* na ny an’ny mpitondrany izay tsy hisy intsony.+