Matio 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Raha amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra anefa no amoahako demonia, dia efa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo akory.*+ Lioka 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ary tsy hisy koa hilaza hoe: ‘Atỳ!’ na ‘Arỳ!’ Fa eo afovoanareo* ny Fanjakan’Andriamanitra.”+
28 Raha amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra anefa no amoahako demonia, dia efa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo akory.*+