-
Lioka 8:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Tsy misy olona mandrehitra jiro ka manarona azy amin-javatra, na mametraka azy ao ambany fandriana, fa ataony eo amin’ny fitoeran-jiro kosa izany mba hahita hazavana+ ny olona miditra ao amin’ilay efitra.
-