FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary* ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ary omeo ho an’ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra ianao.+ Ary andao hanara-dia ahy.”+

  • Lioka 18:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hoy i Jesosy rehefa naheno an’izany: “Misy zavatra iray mbola tokony hataonao: Amidio daholo ny fanananao, ka zarao amin’ny mahantra ny vola azo amin’ilay izy, dia hanana harena any an-danitra ianao. Ary andao hanara-dia ahy.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nivarotra ny taniny sy ny fananany izy ireo,+ ka ny vola azo dia nozarainy tamin’ny rehetra, araka izay nilain’ny tsirairay.+

  • Asan’ny Apostoly 4:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy nisy nahantra teo amin’izy ireo,+ fa izay rehetra nanana tany na trano dia nivarotra an’izany ka nitondra ny vidin’izay lafo, 35 ary nametraka an’izany teo an-tongotry ny apostoly.+ Dia nozaraina tamin’ny tsirairay arakaraka izay nilainy avy izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara