Efesianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hatanjaho ny sainareo mba ho vonona hiatrika asa,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy miavaka haseho aminareo rehefa haharihary i Jesosy Kristy.
13 Koa hatanjaho ny sainareo mba ho vonona hiatrika asa,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy miavaka haseho aminareo rehefa haharihary i Jesosy Kristy.