-
Matio 21:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Izao àry no lazaiko aminareo: Hesorina aminareo ny Fanjakan’Andriamanitra, ka homena an’izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay Fanjakana.
-
-
Matio 22:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoy izy avy eo tamin’ny mpanompony: ‘Efa vonona ilay fanasambe, nefa tsy mendrika ireo nasaina.+
-