-
Matio 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mandehana àry fantaro ny dikan’ny hoe: ‘Aleoko olona mamindra fo, toy izay olona manao sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny olo-marina aho, fa ny mpanota.”
-
-
Marka 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Henon’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny olo-marina aho, fa ny mpanota.”+
-