-
Salamo 105:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tadidiny mandrakizay ny fifanekena nataony,+
Ary tsaroany hatrany amin’ny taranaka arivo mifandimby ny fampanantenana nataony,*+
9 Dia ilay fifanekena nataony tamin’i Abrahama,+
Sy ilay fianianana nataony tamin’i Isaka.+
-
Mika 7:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tsy hivadika amin’i Jakoba ianao,
Sady ho tia foana an’i Abrahama,
Araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay taloha ela be.+
-
-
-