-
Genesisy 7:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary avy be nandritra ny 40 andro teto ambonin’ny tany ny orana. Dia niakatra foana ny rano ka nanainga an’ilay sambofiara. Ary nitsinkafona ambony be niala tamin’ny tany ilay sambofiara.
-