-
Genesisy 19:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Vao tongan’izy roa lahy teo an-tsisin’ny tanàna izy ireo, dia hoy ny iray tamin’izy roa lahy: “Mandosira, dia amin’izay ho voavonjy ny ainao! Aza mitodika any aoriana,+ ary aza mijanona na aiza na aiza etỳ amin’ny faritr’i Jordana!+ Mandosira any amin’ny faritra be tendrombohitra, sao ho faty ianao!”
-