FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 11:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mamaly avy ao an-trano anefa ilay iray hoe: ‘Aza helingelenina intsony aho! Efa mihidy ny varavarana, sady efa miaraka amiko eto am-pandriana ny zanako kely, dia tsy afaka mitsangana manome zavatra anao aho.’ 8 Lazaiko aminareo fa na tsy hitsangana hanome zavatra azy aza izy, amin’ny maha mpinamana azy ireo, dia hitsangana ihany ka hanome an’izay ilainy, satria be fikirizana+ ilay namany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara