FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ho lavo izay matoky ny harenany,+

      Fa handrobona toy ny hazo midoroboka kosa ny olo-marina.+

  • Matio 19:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Lazaiko marina aminareo fa ho sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+

  • Marka 10:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nijery ny manodidina azy i Jesosy, ka hoy izy tamin’ny mpianany: “Tena ho sarotra amin’ny mpanam-bola ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra!”+ 24 Gaga anefa ny mpianatra tamin’izany teniny izany, ka hoy i Jesosy: “Tena sarotra, anaka, ny miditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra!

  • 1 Timoty 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara