-
Lioka 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary gaga be ny rehetra dia nanome voninahitra an’Andriamanitra. Sady talanjona izy ireo no raiki-tahotra ka niteny hoe: “Tena niavaka ny zavatra hitantsika androany!”
-