-
Matio 25:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia hoy ilay tompony: ‘Ry mpanompo ratsy fanahy sady kamo! Efa fantatrao fa mijinja eny amin’izay tsy namafazako aho sady manangona an’izay tsy nokororohiko. 27 Koa maninona raha napetrakao tany amin’ny banky ny volako,* amin’izay ilay izy mba azoko niaraka tamin’ny zanabola rehefa tonga aho?
-