FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary tezitra ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna,+ rehefa nahita ny zava-mahagaga nataony sy ny ankizilahy niantsoantso mafy tao amin’ny tempoly hoe: “Mba vonjeo re ny Zanak’i Davida e!”+

  • Jaona 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa nifampiresaka ny Fariseo hoe: “Hitanareo! Tsy misy na inona na inona vitantsika mihitsy. Jereo fa lasa manaraka azy daholo izao tontolo izao!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara