6 Vola madinika kely anankiroa no ivarotana fody dimy, sa tsy izany? Na ny iray amin’ireny aza anefa tsy misy hadinon’Andriamanitra.+ 7 Fa na ny volon-dohanareo aza dia voaisa daholo.+ Aza matahotra fa mbola sarobidy lavitra noho ny fody be dia be ianareo.+