-
Matio 24:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Lazaiko marina aminareo fa tsy ho tapitra mihitsy ity taranaka ity, mandra-pisehon’izany rehetra izany.
-
-
Marka 13:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Lazaiko marina aminareo fa tsy ho tapitra mihitsy ity taranaka ity, mandra-pisehon’izany rehetra izany.+
-