FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy izy: “Mankanesa any amin-dRanona any an-tanàna, dia teneno izy hoe: ‘Niteny ny Mpampianatra hoe: “Efa akaiky ny fotoana voatondro hahafatesako, dia hankalaza ny Paska miaraka amin’ny mpianatro ao an-tranonao aho.”’” 19 Nataon’ny mpianatra àry izay nampanaovin’i Jesosy azy, ka nomaniny daholo izay nilaina tamin’ny Paska.

  • Marka 14:13-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy, nanao hoe: “Mankanesa any an-tanàna ianareo, dia hifanena amin’ny lehilahy iray mitondra siny tany feno rano. Araho izy,+ 14 ka ao amin’izay idirany dia ilazao ny tompon-trano hoe: ‘Niteny ny Mpampianatra hoe: “Aiza ny efitra fandraisam-bahiny azoko ihinanana ny Paska miaraka amin’ny mpianatro?”’ 15 Dia hasehony anareo ny efitra malalaka iray any ambony rihana, izay efa misy fanaka sady efa vonona. Karakarao ao ny sakafon’ny Paska ho antsika.” 16 Lasa àry ireo mpianany ireo nankao an-tanàna, ka hitan’izy ireo daholo izay nolazainy taminy. Ary nokarakarain’ireo ny Paska.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara