Jaona 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako. Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.
27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako.
7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.