-
Jaona 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana tamiko mihitsy ianao, raha tsy nomena anao avy tany ambony izany. Ilay olona nanolotra ahy taminao àry no meloka kokoa.”
-