Marka 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy àry i Jesosy: “Aloavy amin’i Kaisara izay an’i Kaisara,+ fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+ Dia talanjona tamin’ny teniny ireo.
17 Hoy àry i Jesosy: “Aloavy amin’i Kaisara izay an’i Kaisara,+ fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+ Dia talanjona tamin’ny teniny ireo.