Matio 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nafahan’i Pilato àry i Barabasy, satria te hampifaly ny vahoaka izy. I Jesosy kosa nasainy nokaravasina,+ dia natolony hovonoina teo amin’ny tsato-kazo.+ Jaona 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 Nafahan’i Pilato àry i Barabasy, satria te hampifaly ny vahoaka izy. I Jesosy kosa nasainy nokaravasina,+ dia natolony hovonoina teo amin’ny tsato-kazo.+