Hosea 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Horavana+ ny toerana avo ao Beti-avena,+ izay nahatonga ny Israely hanota.+ Hisy tsilo haniry eo amin’ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, Ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+
8 Horavana+ ny toerana avo ao Beti-avena,+ izay nahatonga ny Israely hanota.+ Hisy tsilo haniry eo amin’ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, Ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+