Salamo 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ankiniko aminao* ny aiko.+ Nanavotra ahy ianao, ry Jehovah Andriamanitry ny fahamarinana* ô!+