-
Matio 27:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Rehefa nahita an’ilay horohoron-tany sy ny zava-nitranga ilay manamboninahitra sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, dia natahotra be ka niteny hoe: “Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io.”+
-