-
Lioka 24:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa nitsangana kosa i Petera, ka lasa nihazakazaka nankany am-pasana. Ary niondrika nijery izy, nefa tsy nahita afa-tsy ireo lamba rongony namonosana an’ilay faty. Koa niala teo izy, sady lasa saina hoe inona no nitranga.
-
-
Jaona 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nankany am-pasana i Petera sy ilay mpianatra.
-