-
Jaona 20:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Rehefa hariva ny andro, tamin’io andro voalohany amin’ny herinandro io, dia tonga i Jesosy ka nitsangana teo afovoan’ny mpianatra. Nihidy tao an-trano izy ireo tamin’izay noho ny fahatahorany ny Jiosy. Dia hoy i Jesosy: “Fiadanana anie ho anareo!”+
-