Jaona 19:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nitsangana teo akaikin’ny hazo fijalian’i* Jesosy ny reniny+ sy ny rahavavin-dreniny, ary Maria vadin’i Klopa sy Maria Magdalena.+
25 Nitsangana teo akaikin’ny hazo fijalian’i* Jesosy ny reniny+ sy ny rahavavin-dreniny, ary Maria vadin’i Klopa sy Maria Magdalena.+