Jaona 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy azon’ny mpianany izany tamin’ny voalohany, fa rehefa nomem-boninahitra+ i Jesosy vao tadidin’izy ireo hoe izany zavatra izany no voasoratra momba azy, ary izany no nitranga taminy.+
16 Tsy azon’ny mpianany izany tamin’ny voalohany, fa rehefa nomem-boninahitra+ i Jesosy vao tadidin’izy ireo hoe izany zavatra izany no voasoratra momba azy, ary izany no nitranga taminy.+