4Teo am-piresahana tamin’ny vahoaka izy roa lahy no tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo.+2 Sosotra izy ireo, satria nampianatra ny vahoaka ny apostoly sady nanambara tamin’ny olona rehetra hoe natsangana tamin’ny maty i Jesosy.*+