Matio 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy ka nipetraka tao, mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina* izy.”+ Lioka 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa nandray enim-bolana ny kibony, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela+ ho any amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, any Galilia,
23 Dia tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy ka nipetraka tao, mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina* izy.”+
26 Rehefa nandray enim-bolana ny kibony, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela+ ho any amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, any Galilia,