FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 119:99
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  99 Lalin-tsaina kokoa noho ny mpampianatra ahy rehetra aho,+

      Satria misaintsaina* an’ireo fampahatsiahivanao.

  • Matio 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa avy niteny an’izany rehetra izany i Jesosy, dia gaga ny vahoaka tamin’ny fomba fampianany.+

  • Marka 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+

  • Jaona 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia gaga ny Jiosy, ka niteny hoe: “Fa ahoana koa no nahaizan’io lehilahy io ny Soratra Masina*+ hoatr’izany, nefa izy aza tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika* akory?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara