-
1 Jaona 5:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Izay mino ny Zanak’Andriamanitra dia manaiky ao am-pony ny teny nolazain’Andriamanitra taminy. Izay tsy mino an’Andriamanitra kosa dia manao an’Andriamanitra ho mpandainga,+ satria tsy mino an’izay nolazainy momba ny Zanany.
-