-
Lioka 8:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Fa maninona ianareo no kely finoana?” Natahotra be anefa izy ireo sady gaga, ka nifampiresaka hoe: “Iza marina àry izy ity e? Fa na ny rivotra sy ny rano aza baikoiny, dia mankatò azy.”+
-